|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihontsina
Fototeny  2 hontsina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany
5 Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina
6 (Fiteny koa ny mihontsona) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to start as from fear [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 frissoner; être agité [1.8]
Ohatra  9  nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny; [2.996]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 tsy mihontsina

Teny iditra (2/2)15  mihontsìna
Fototeny  16 hontsina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihontsina, mihontsìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21