|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihivingivina |
| Fototeny | 2 hivingivina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihifikifika, mihetsiketsika, mihodinkodin-doha: Mihivingioina foana izy isaky ny misotro io fanafody io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to shake the head repeatedly in reflection or distate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 secouer la tête de façon répété
7 pour signifier qu'on réfléchit, ou par dégoût [1.8] |
| Ohatra |
8 mihivingivina izy, mihoalahoala izy, mirimorimo mafy ery izy, tsy mahajanona intsony nony vao velona ny bingona.
[2.996#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 mihivingivin-doha |
| Teny iditra (2/2) | 13 mihivingivìna |
| Fototeny | 14 hivingivina |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihivingivina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihivingivina, mihivingivìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|