Entrée |
mihintsana
(hintsana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [1.1]
|
Explications en anglais | To fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [1.7]
|
Explications en français | Tomber comme les feuilles, les cheveux [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina.
[2.470]
|
2 | Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mihintsana |
Passé : |
nihintsana |
Futur : |
hihintsana |
Impératif : |
mihintsàna |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mihintsàna
(hintsana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mihintsana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|