|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihanta |
| Fototeny | 2 hanta |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy
5 Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko 6 Mitalaho, milela-paladia 7 Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be spoiled (of a child)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté)
[1.3#215] 10 être gâté (se dit des enfants) [1.8] |
| Ohatra |
11 Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô...
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 bala mihanta |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 mihantà |
| Fototeny | 19 hanta |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanta [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#215] |
| Fivaditsoratra | mihanta, mihantà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|