|
|
|
|

Teny iditra1  mihambo
Fototeny  2 hambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
5 Mihambo harena izy
6 Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. [1.2]
8 to pretend to be something; to pretend to have rights to something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 se faire passer de certaines choses [1.8]
Ohatra  10  Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; [2.996]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mahomby, mihambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17