Entrée |
hambo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao [1.1]
|
Explications en anglais | Pretense, imposture [1.7]
|
Explications en français | Prétention, imposture [1.8]
|
Exemples |
1 | hianao tsy lany hambo, izaho tsy very avona;
[2.69]
|
2 | Izany dia midika ho fananana saina misokatra lalandava, mailo lalandava, be fanetren-tena, be fahatoniana, tsy ahitana hambo mihitsy.
[1.369]
|
3 | Be hambo tokoa izy ka tsy mba firy no maniry hihinam-potsiny na hanantena haren-drafozana, fa lehilahy hianefitra ka tsy maintsy vonona amin' izay hiseho rehetra.
[2.436]
|
|
Dérivés |
Mots composés |
|
|
Entrée |
hambo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
tonta
[1.78]
|
Explications en français | [Taisaka]
Vieux (objets) [1.82]
|
|