| Entrée | 1 mihaino | 
| Radical | 2 haino | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to hearken, to hearken to, to listen, to obey. [1.2] 6 to listen to [1.7] | 
| Explications en français | 7   Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [1.3] 8 écouter [1.8] | 
| Exemples | 9   Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo.
[2.324] 10 Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany. [2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 4 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 17 amihino, 18 ihamino, 19 mihaino | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |