Entrée mifidy (fidy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako
¶ Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho
¶ Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay
Mitovy hevitra: manasivana ~ manivana ~ mifantina ~ mijobona ~ mitsaika ~ mitsongo [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to choose [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 to select, to prefer. [Richardson 1885]
Explications en français choisir; élire [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifidy
nifidy
hifidy
mifidia, mifidiàna
Exemples 
1Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy [Andraina: Mitaraina, page 186]
2nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo... [Andriamalala: Ranomasina, page 62]
3Hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 103]
4Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy. [Ravelojaona 1937, page F.510]
Citations 

Mis à jour le 2021/12/06