|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifaninana |
| Fototeny | 2 inana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel.
[1.2] 6 to engage in a contest; to be rivals [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 rivaliser, se faire la concurrence, concourir
[1.8] |
| Ohatra |
8 mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mifaninàna |
| Fototeny | 14 faninana |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifaninana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 faniminana, mifaninàna, mifaninana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|