|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifaly |
| Fototeny | 2faly |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to rejoice, to show one's joy, to be pleased with..
[1.2] 6to be happy, to rejoice. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7être heureux, se réjouir; se contenter.
[1.8] |
| Ohatra |
8 amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly.
[2.857#]
9 Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy. [1.437#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 mampandihyampinga, 15 miarahabatena, 16 mibitaka, 17 mientankafaliana, 18 mifalihavanja, 19 mihavatravatra, 20 mihoby, 21 mipikelika, 22 miriadriaka, 23 miriaria, 24 mitaba, 25 mitavana, 26 mitsipysandry |
| Kamban-teny rehetra | 27mifaly tena |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 family, 30 filima, 31 mifaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|