|
|
|
|

Teny iditra1  mibodo vadin' olona
Singan-teny  2 mibodo, 3 vady, 4 olona
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 maka vadin' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 débaucher la femme d'autrui, la ravir [1.3]
Tovy hevitra  8 mambodo vadin' olona, mandrani-badin' olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12