|
|
|
|

Teny iditra1  mibodo
Fototeny  2 bodo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maka an-keriny dia mitana: Mibodo vadin' olona
5 Mikiry, manao di-doha: Mibodo amin' ny heviny aoka izany Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be childish, to be selfish, to whine, to be peevish, to be forward, to be churlish, to hold another man's wife. [1.2]
7 to keep something for oneself alone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 prendre ou garder pour soi-même [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  mibodo, 14 midobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17