Entrée miaramila
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a soldier
Explications en français  [Hallanger 1974] soldat
Vocabulaire 
Origine Français: mirmillon.
Analogues  lahindefona ~ sorodany ~ ambasy ~ ambavabasy ~ vata-miaramila ~ manamboninahitra tafika ~ mpiantafika ~ foloalindahy ~ rainiolona ~ tsatsimenitra ~ ankotralahy ~ zazavao ~ menavazana ~ kadetra ~ raindahiny ~ bekotromaroholatra ~ mpisavaranonando
Exemples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra
2 [Andriamalala: Ranomasina, page 33] Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila
3 [Andraina: Mitaraina, page 214] Nijanonjanona ny fanenjehan' ny miaramila
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31