Entrée Foloalindahy
Mots élémentaires folo ; alina ; -dahy (lahy)
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache Anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina) [1.1]
Explications en anglais The one hundred thousand men, which is the name given to the army. [1.2]
Explications en français Cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats [2.415]
Exemples 
1Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina. [2.508]
2Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy! [2.298]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/12/04