|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miantra
Fototeny  2 antra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. [1.2]
6 to have compassion on, to give help to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir pitié de, faire l'aumône; [1.8]
Ohatra  8  Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny? [2.5]
9  Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra. [2.472]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  miantrà
Fototeny  15 antra
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manitra, miantrà, miantra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21