|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  masolavitra
Singan-teny  2 maso, 3 lavitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitaovam-pijerena natao hahitana mazava ary miavaka tsara ny zavatra lavitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a telescope [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 télescope [1.8]
Ohatra  8  ary hitany tsara tamin'ny masolavitra koa Rainisoavololona mpitarika. [2.588#]
Voambolana  9  Haikintana

Teny iditra (2/2)10  Masolavitra
Singan-teny  11 maso, 12 lavitra
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  14 pseudonyme de Ramaholimihaso Ulysse [1.59]
Tsanganana sy sary iray takila  15  Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Fivaditsoratra  Masolavitra, masolavitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20