|
|
|
|

Entrée1  marin-drano
Mots élémentaires  2  marina, 3  rano
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina
anambarana fa tena marina [1.1]
Explications en anglais  6  level like water [1.7]
Explications en français  7  de niveau comme l'eau [1.8]
Exemples  8  Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424#]
9  Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 marin-drano, 12 ranomandry, Ranomandry

Mis à jour le 2025/10/18