| Entrée | 1 marin-drano |
| Mots élémentaires | 2 marina, 3 rano |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina anambarana fa tena marina [1.1] |
| Explications en anglais |
6 level like water [1.7] |
| Explications en français |
7 de niveau comme l'eau [1.8] |
| Exemples |
8 Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo
[2.424#]
9 Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27#] |
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 marin-drano, 12 ranomandry, Ranomandry |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|