|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  marenina
Fototeny  2 renina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io
5 Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 deaf [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sourd [1.3, 1.8, 1.5]
8 dur d'oreille [1.3]
Ohatra  9  ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470]
10  Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471]
11  Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69]
Voambolana  12  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)14  marenina
Fototeny  15 renina
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 mamono sofina, manentsin-tadiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 insensible [1.5]

Teny iditra (3/3)19  marenina
Fototeny  20 renina
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  22 enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro [1.3]
23 lente à se chauffer, se dit d’une marmite [1.3]
Ohatra  24  marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]

Fivaditsoratra  25 mañeriña, 26 marenina, 27 menarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17