|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mantsina |
| Fototeny | 2 hantsina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mantsiña]
4 maimbo
[Sihanaka]
[1.78] 5 Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky 6 jereo maimbo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 stinking offensively. For derivatives see under mantsina.
[1.2] 8 stinking [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 puant
[1.8] 10 puant, à odeur nauséabonde [1.196] |
| Ohatra |
11 Misy koa anefa toerana mantsina be.
[2.442]
12 Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! [2.270] |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 manantsy, 16 mañintsa, mantsina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|