|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manozona
Fototeny  2 ozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to curse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 maudire [1.8]
Ohatra  7  Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa. [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  manozòna
Fototeny  13 ozona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manozòna, manozona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21