Entrée manova (ova)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra
¶ Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand
¶ Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to change [Hallanger 1973]
Traduction française changer, modifier [Hallanger 1974]
Morphologie 
manova
nanova
hanova
manovà
Exemples Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [Andriamalala: Ranomasina, page 68]

Entrée manova
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Bara] manampy [Rakotosaona 1975]

Entrée manova
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] manakatona [Rakotosaona 1975]

Entrée manovà (ova)
Partie du discours impératif du verbe actif manova [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31