|
|
|
|

Teny iditra1  manorotra
Fototeny  2 orotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manongotra mandriry amin' ny tanana, manapaka amin' ny antsy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 miorotra
Mpanahaka  10  manala, 11  manatsoaka, 12  mandriry, 13  manesotra, 14  manombotra, 15  manongotra

Fivaditsoratra  manorotra, 16 Tranomaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31