|
|
|
|

Teny iditra1  manesotra
Fototeny  2 esotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto
5 Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana
6 Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  manesotra, 11 manoratse

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12