|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manome toky |
| Singan-teny | 2manome, 3toky |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manambara fa hanatanteraka izay ilaina sy tadiavina aminy na sarotra izany na mora; mametra-teny.
[1.1] 6mampanantena. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to reassure, to promise.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8promettre.
[1.8, 1.13] 9rassurer. [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|