|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mankalaza
Fototeny  2 laza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena
5 manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to glorify, to exalt
7 to report a person as having been guilty of some bad deed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 publier, glorifier [1.3, 1.5]
9 solenniser, fêter [1.3]
10 remercier:
11 Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait) [1.3]
Ohatra  12  Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra. [2.508#35]
13  Tamin' ny lanonana tamin' ny faran' ny Jolay dia firenena tokony ho fitopolo avy any am-pita no nandefa solontena hiara-mankalaza ny fahaleovantenan' i Madagasikara. [2.113#]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  mampakatra, 19  manaja, 20  manajohary, 21  manakora, 22  manambony, 23  mananampempa, 24  manandratra, 25  manandratsandratra, 26  manandriana, 27  manangana, 28  manangitrangy, 29  mananoano, 30  manantoana, 31  mandaza, 32  mandritika, 33  mankasitraka, 34  manomelaza, 35  manomevoninahitra, 36  manondrotra, 37  midera, 38  mihoby, 39  mitehaka, 40  mitsoaka

Teny iditra (2/2)41  mankala
Fototeny  42 laza
Sokajin-teny  43  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mankalaza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mankalaza, mankalazà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21