|
|
|
|

Teny iditra1  mitehaka
Fototeny  2 tehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy
5 Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to pat; to clap the hands, to applaud [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 donner une tape à; applaudir en battant des mains [1.8]
Ohatra  8  Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mihatake, mitehaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17