|
|
|
|

Teny iditra1  manjopiaka
Fototeny  2 jopiaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo
5 (maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro [1.1#465]
6 Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ! [1.1#628]
Fanazavàna teny anglisy  7 to shine, to be brilliant;
8 to be dazzled (of the eyes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 briller, être éblouissant; être ébloui [1.8]
Ohatra  10  tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra. [2.470#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Tovy hevitra  14 manjopelaka, manjopelana
Kamban-teny rehetra  15 fotsy manjopiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17