|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjopelaka |
| Fototeny | 2 jopelaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelaka ireo vakana ireo
5 (maso) Jambena: Manjopelaka ny maso raha mijery masoandro [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 manjopelana, manjopiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|