|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manindrahindra
Fototeny  2 hindrahindra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to toss a child playfully; to make light of a person [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 balloter, balancer, faire sauter entre les bras [1.3]
7 balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un [1.8]
Ohatra  8  aty aminareo fararanom-bahiny
any aminay fararanom-bahoaka
aty aminareo trano be tsy omby roa
any aminay lapa lehibe tia maro
mitaiza zaza be lelo
ka samy manindrahindra ny azy
[2.131]
9  Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia [4.27]
10  Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany [2.895]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  manindrahindrà
Fototeny  17 hindrahindra
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrahindra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  manindrahindrà, manindrahindra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21