|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hindrahindra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 playful, frisky
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui folâtre
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 5 hindrahindra |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 fanaingana amin' ny sandry ny zazakely lalaovina na rotsirotsina : fanandratana sady fanetsiketsehana ny zavatra ampideraina
[1.10#H.219] 8 rotsirotsy famalifaliana; fanasohasoana amin' ny doka na tambitamby; fikarenjirenjena, fipelipelehana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 playfulness, wantonness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 action de folâtrer, de balancer
[1.3, 1.8] 11 action de remuer [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 29 sahindrahindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28 |
|