|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanindrahindrana
Fototeny  2 hindrahindra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fanindrahindrana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 fandokadokafana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 éloge [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12