Entrée (1/2) | 1 mangovitra (hovitra) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache | 3 Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nangovitra izy amin' ilay didimananjara keliny ambony lohalika 4 Matahotra izaitsizy: Nangovitra aho raha vao nahare ny feon' ilay biby [1.1] |
Explications en anglais | 5 to shiver, to shake [1.7] |
Explications en français | 6 avoir des frissons, trembler [1.8] |
Morphologie |
|
Analogues | 11 mivihivihy, mifihifihy, mipararetra, mihararetra, mihena velona, mihovotrovotra, mihorohoro, mihoron-koditra, mari-koditra, mitora-kovitra, manaran-defona |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mangovitra |
Entrée (2/2) | 13 mangovitra |
Partie du discours | 14 nom |
Vocabulaire |
15 Botanique |
Explications en français | 16 (de hovitra : frisson). Spilanthes acmella (L.) L. (Asteraceae). Cette plante a une saveur brûlante et quand on en consomme trop, elle a la réputation de faire frissonner, trembler. [Betsileo] [1.196] |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 18 mangovitra, mavingotra, mivongatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |