|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manetona |
| Fototeny | 2 etona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 manetroka
[Sihanaka]
[1.78] 5 Manetroka: Aza manetona olona 6 Mandrara-pofona: Batao ny vary fa efa manetona 7 Mivoaka: Misy fofona hafahafa manetona ao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to give off smoke, to steam
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 émettre de la fumée, de la vapeur
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 manetòna |
| Fototeny | 15 etona |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | manetòna, manetona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|