|
|
|
|

Entrée (1/3)1  etona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  setroka
Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78]
Explications en anglais  4  vapor, smoke, steam [1.7]
Explications en français  5  fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
6  chaleur suffocante, étouffée
odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
7  gaz [1.5]
Exemples  8  Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
9  Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  24  8 combinaisons de ce mot
Analogues  25  fofon-drano

Entrée (2/3)26  etona
Partie du discours  27  nom
Explications en français  28  (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
Vocabulaire  29  Botanique

Entrée (3/3)30  etoña
Partie du discours  31  nom
Explications en malgache  32  lalana, lalan-kely [Tambahoaka] [1.78]
Synonymes  33  hetoña

Anagrammes  34 aneto, 35 etoña, etona, 36 oteña, 37 tenao

Mis à jour le 2025/10/18