|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  etony
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Milaza sy manondro ny toerana misy ny tena na eny akaiky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ici, là [1.3]

Teny iditra (2/3)5  etôny
Sokajin-teny  6  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 ambadika ao [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)8  etony
Fototeny  9 etona
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana etonana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  etôny, etony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20