Entrée manentsin-tadiny
Mots élémentaires manentsina ; tadiny
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy [1.1]
 Manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy [1.1]
Explications en anglais To stop one's ears, to refuse to listen [1.7]
Explications en français Se boucher les oreilles [1.8]
Exemples 
1Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996]
2dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996]

Mis à jour le 2023/10/02