Entrée (1/2) | 1 manenina |
Radical | 2 nenina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho [1.1] |
Explications en anglais |
5 to regret [1.2, 1.7] 6 to rue, to grieve at, to lament. [1.2] 7 to repent [1.7] |
Explications en français |
8 se repentir, avoir des remords [1.8] |
Exemples |
9 Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina.
[2.357#]
10 Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 15 2 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 16 Emotions |
Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/2) | 18 manenina |
Radical | 19 tenina |
Partie du discours | 20 verbe actif |
Explications en malgache |
21 manenona [Tambahoaka]
[1.78] |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |