Entrée manenona (tenona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo
¶ Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to weave [Hallanger 1973]
Traduction française tisser [Hallanger 1974]
Morphologie 
manenona
nanenona
hanenona
manenoma
Exemples Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka. [Andraina: Mitaraina, page 87]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31