|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manefa
Fototeny  2 efa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañefa] 4 mamita [Tambahoaka, Taisaka] [1.78]
[mañefa] 5 mamita, mamarana [Bara] [1.78]
6 mamita [Bezanozano] [1.78]
7 mandoa vola [Bara] [1.78]
[mañefa] 8 mamita, manantanteraka, mandoa vola [Sihanaka] [1.78]
[mañefa] 9 mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) [Tanala] [1.78]
10 Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' androny ny mpiasa dia lasa
11 Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' ny fanaovana ny raharaha-miaramila
12 Manonitra: Nanefa ny helony izy
13 Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to complete, to perform one's duty; to pay [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées)
16 Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) [1.3]
17 achever; faire son devoir; payer, une dette [1.8]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)24  manefà
Fototeny  25 efa
Sokajin-teny  26  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manefà, manefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21