|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrora
Fototeny  2 rora
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manipy rora
5 Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to spit, to spit something out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 cracher [1.8]
8 cracher
9 mépriser [1.5]
Ohatra  10  Paraky no tsy afaka am-bavany ary mandrora izany eny ambody hazo iankinany no mahavantana azy. [2.470]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  mandrorà
Fototeny  18 rora
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrora [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandrorà, mandrora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21