Entrée mandroatra (roatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy
Mitovy hevitra: mifoabe ~ mifoaka ~ misafoaka ~ misamontotra ~ mitroatra [1.1]
Explications en anglais To foam, to boil over [1.7]
Explications en français Déborder en écume [1.8]
Exemples mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [2.470]
Morphologie 
Présent : mandroatra
Passé : nandroatra
Futur : handroatra
Impératif : mandroata
Mots composés 
Proverbes 

Entrée Mandroatra
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en français Petit fleuve de la préfecture de Morondava [1.11]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20