Entrée mitroatra (troatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy
Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1]
Explications en anglais To jump about; to be carried away by anger [1.7]
Explications en français Sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8]
Exemples Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra. [2.472]
Morphologie 
Présent : mitroatra
Passé : nitroatra
Futur : hitroatra
Impératif : mitroara
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20