Entrée troatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy
Fahatairan' ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra [1.1]
Explications en français Bond, saut, action de se cabrer
Figuré: colère, emportement. [Vocabulaire: Emotions] [1.3]
Dérivés 

Mis à jour le 2022/04/17