Entrée mandringa (ringa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin' ny nianjerany tamin' ny soavaly
¶ (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa miiva, mitolila: Mandringa ny latabatrao izany
Mitovy hevitra: mihantsika ~ mikirimbana ~ mikolepaka ~ mikotringa ~ milepaka ~ mitolantsika ~ mitoletsika ~ mitolitsika ~ tolaka ila ~ tsapika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to limp [Hallanger 1973]
Définition française boiter, clocher [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mandringa
nandringa
handringa
mandringà
Citations 
Articles 

Entrée mandringà (ringa)
Partie du discours impératif du verbe actif mandringa [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2017/06/29