|
|
|
|

Teny iditra1  milepaka
Fototeny  2 lepaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany
5 Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka?
6 Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  milepaka, 10 mipelaka, 11 pilamake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12