Entrée |
mandodona
(dodona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo [1.1]
|
Explications en anglais | To urge, to press, to excite [1.7]
|
Explications en français | Presser, exciter à [1.8]
|
Exemples |
1 | Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo.
[2.245]
|
2 | andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga"
[2.5]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mandodona |
Passé : |
nandodona |
Futur : |
handodona |
Impératif : |
mandodòna |
|
|
Entrée |
mandodòna
(dodona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mandodona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
|