|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandingana |
| Fototeny | 2 dingana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra
5 Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao 6 Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra 7 Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý 8 Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading
[1.2] 10 to step over; to leave out, to skip [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 enjamber, franchir, sauter, omettre
[1.8] |
| Ohatra |
12 Matiko hianao raha mandingana indray mandeha eo, hoy Ikemba.
[2.499#]
13 Nandroso indray mandingana nanatona ilay mpanao dika vilana aho. [2.643#] 14 Mandroso indroa mandigana izy dia mihemotra na mivily indray mandingana. [1.369#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 indray mandingana |
| Teny iditra (2/2) | 20 mandingàna |
| Fototeny | 21 dingana |
| Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandingana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | mandingana, mandingàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|