|
|
|
|

Teny iditra1  dingana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana:
4 Lava dingana ianao izany noho izaho
5 Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a step, a leap [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 pas, enjambée [1.8]
Ohatra  8  Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27]
9  dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  24 dika, vikina
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17