|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandevona |
| Fototeny | 2 levona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika
5 Manimba: Aza mandevona ny zavatr' olona 6 Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto 7 Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano 8 Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanintsika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to consume, to destroy; to dissolve, to digest
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 détruire, anéantir; dissoudre, digérer
[1.8] |
| Ohatra |
11 Manatombo an' isa lavitra anefa ireto vaovao ary mihamivelatra hatrany mandevona iretsy tranainy ao anatiny.
[2.606#]
12 Fa raha mahery fahatelo, mahery fanjaka: fa ny havana ihany no manavangavana, ary ny fanahin'andevo no mandevona. [2.298#] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 17 mandevòna |
| Fototeny | 18 levona |
| Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandevona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 20 manandevo, mandevona, mandevòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|